💥‼️ #𝗠𝗔𝗧𝗬 𝗡𝗬 𝗚𝗨𝗜𝗗𝗘 𝗦𝗨𝗣𝗥𝗘𝗠𝗘 𝗔𝗟𝗜 𝗞𝗛𝗔𝗠𝗘𝗡𝗘𝗜 𝗧𝗔𝗢 #𝗜𝗥𝗔𝗡
Voalaza fa maty ny maraina teo ny mpitarika ambony indrindra na ny Guide Suprême ao Iran, #Ali_Khamenei, raha ny fanamafisan’ny fahitalavitra ofisialy Iraniana, taorian’ireo daroka baomba mahery vaika nataon’i Israely sy Etazonia. Nahatratra 201 farafahakeliny ny olona #namoy_ny_ainy ary 747 no naratra. Nampangain’ny masoivohon’i Iran ao amin’ny ONU ho heloka an’ady kosa ireo fanafihana ireo.
📌Taorian’ny fahafatesany dia nanambara fisaonana nasionaly mandritra ny 40 andro i Iran. Nampanantena #valifaty henjana amin’i Israely sy Etazonia ihany koa ny tafika Iraniana, nilaza fa mbola #hotohizana amin-kery ny lalana sy ny iraka navelan’ilay mpitarika.
Gen Z Madagasikara est une communauté dynamique de jeunes passionnés
qui œuvrent pour le développement de Madagascar à travers des projets
innovants et fédérateurs.
Lasa 2 le pub